|
|
|
|

Teny iditra1  n' lapabe
Singan-teny  2 n' lapa, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Toy ny n'lapa ihany fa ngeza sady mavesatra, misy tongony vita sokitra ary tsy dia afindra toerana loatra; isan'ny amponga masina tsy mba fampiasa amin'ny lanonana sasany.. [1.1]
Voambolana  6  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09